plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/18.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 18 Avy akaeo ireo Sadoseo, izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty, de tonga takeo aminy. Nagnotany an'Azy zareo nagnano hoe: \v 19 "Mpampianatra ô, nanoratra an'izao hoanay Mosesy hoe: Ra maty ny ralahin'ny leila raika ary nametraka vady izy, nefa tsy mbô nananjanaka, de tokony manambady le vadin-dralany le leila, ka hanagna taranaka hoan'ny ralany.