plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/13.txt

1 line
575 B
Plaintext

\v 13 De nagneraka ny Fariseo sy Herodiana sasagny ho aigny Aminy mba hamandrena Azy amin;ny koragna zareo.\v 14Rafa tonga zareo, de Ozy zareo tamin'ny hoe: "Mpampianatra ô, fantatray fa tsy magnaô ny hevitr'ôla Ianareo, ary tsy mampiseho fiangarana akeo amin'ny ôla. Mampianata marina ny lalàn'Andriamanitra Ianao.Ara-dalàna ma sa tsia ny mandô hetra ami-kaisara? Tokony handô hetra ma zahay sa tsia?"\v 15Fa fantatr'i Jesosy ny fihatsarambelatsihi-jareo ka nitare tamin-jareo hoe: "Magnino anareo no mitsapa Ana? Tondravo denaria tokana Za mbô tazagnako an'izany"