plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/01.txt

1 line
569 B
Plaintext

\v 1 Nanomboka nampianatra azy reo tamin'ny alalan'ny fanoharana Jesosy. Ozy izy hoe: "Leila nagnano tanim-goaloboka, nanisy fefy magnodidina izany, ary nandavaka famiazana. Nanangana tilikambo izy ary avy takeo nampanofa tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voloboka. De niala nande lavitra izy avy takeo. \v 2 Tamin'ny fotoana majary, de naniraka mpiasa ho aigny ami'le mpamboly vôloboka izy mba hiaka amin'jareo ny sasagny amin'ireo ze tokony ho anjarany amin'ny vokatry le tanim-boaloboka.\v 3 Fa nosamborin-jareo Izy, nitarôny, ary noroasiny tsy hitondra ninonino.