plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/11/31.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 31 fandinika niaraka zareo sady nifamaly sy niteny hoe: "Ra mamly tsika hoe: 'Avy akaigny an-danitra,' de hiteny Izy hoe: Fa nagnino ary tsy nino an'Azy anareo?' \v 32 Fa ra mamaly kosa isika hoe: 'Avy amin'ôla,'...." Natatra ny ôla zareo, satria nagneky ny ôla daoly fa Jaona de mpaminagny tokôtra.\v 33 Avy akeo namaly an'Jesosy zareo ka nagnano hoe: "Tsy hainay." De ozy Jesosy taminjareo hoe: "Za iany ko tsy hilaza aminareo hoe faefana avy akaiza no agnanovako regny ra regny."