plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/11/27.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 27 De niakatra ho aigny Jerosalema ndre zareo. Aey ra nandende takao an-kianjan'Tempoly Jesosy, de tonga nagnatogna an'Azy ny lôndon'ny mpisoragna, ny mpanora dalana, ary reo lô ôla. \v 28 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Fahefana avy akaiza no agnanovanao regny ra regny, ary iza no nagnome an'naofahefanaagnano an'regny?"