plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/11/24.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 24 Noho izany Za miteny aminareo, ze rehetra ivavanareo sy angatanareo , minoa fa efa nandray an'zany anareo, de ho azonareo zany.\v 25 Rafa mitsangana sy mivavaka nareo de tsy maintsy mamela ze alaelo daôlo anagnanareo na amin'iza na amin'iza, mbô avelan'ny Rainareo ze aigny an-dagnitra kô ny fahotanareo.\v 26 [Fagnamarinana: Ny fandikana tsara indrindra de tsy magnisy ny hoe (Jereo ao amin'ny Mat. 16: 15) MK.11: 26" Fa ra tsy mamela heloka kosa anareo, de tsy hamela ny fahotanareo mitsy ko ny Rainareo ze aigny andagnitra."]