plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/11/22.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 22 Jesosy namaly anjareo hoe: "Manàgna finôna an'Andriamanitra.\v 23 Lazaiko aminareo marina tokôtra fa na iza na iza no miteny ami'ty tendrombohitra ty hoe: Mitsangàna ka midarabô agnaty ranomasina; ka ra tsisy fisalasalana akao ampony fa mino fa itranga aminazy ze nilazainy, de ôtran'zany no ataon'Andriamanitra.