plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/11/13.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 13 Ary natazagna aviavy tokana nandravina avy tery alavidavitra, de nagnankeky Izy hizà ra misy vôny tamin'azy, ary rafa nankeo Izy, de tsy natazagna na ino na ino fa ravina fôgna, fa mbôla tsy fotona famoazan'ny aviavy tamin'io.\v 14 De ozy tamin'zany hoe: "Tsisy hinana ny vô tsony avy aminao mandrakizay." Ary ny mpianany naregny an'zany.