plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/11/11.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 11 Avy takeo Jesosy niditra takao Jerosalema ka nankao an-kianjan'ny tempoly, ary nitazantazagna ny ra daôly. Ary efa nehariva ny andro, de nande nankaigny Betania Izy sy zareo rombefolo la. \v 12 Ny andro tafaran'io, ra niverigna avy taigny Betania zareo, de nôna Izy.