plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/11/07.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 7 Ary nindesin'ireo mpianatra rôlà takeo amin'ny Jesosy le zana-boriky de nataony takeo ambonin'zany ny lambanjareo ka afaka nitikina an'azy Jesosy. \v 8 Betsaka ny ôla namelatra ny lambany taigny andalana,ary ny sasagny namelatra rantsana kakazo ze notapany avy taigny an-tsaha. \v 9 Ireo ze nande avy talôny sy ireo nagnaraka an'Azy nagnantsoantso hoe: "Hosana! Deraina le tokana avy amin'agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida raintsika! Hosana aigny amin'Avo indrindra! Hosana aigny amin'Avo indrindra!"