plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/11/01.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 1 Ary ra nande taigny Jerosalema zareo de nagnakeky an'i Betifaga sy Betania, aigny an-tendrombohitra Oliva, ary jesosy nagniraka rôy tam'ireo mpianany,\v 2 ary niteny taminjareo hoe: "Mandeana amin'irÿ tanàna kely hitantsika irÿ. Ra vô tafiditra akao nareo de hatazagna zana-boriky raika mbola tsisy nitikinan'ôla. Vahao izy de ndeso mankaty Aminà.\v 3 Raha misy ôla mitare aminareo hoe: 'Magnino anareo magnano an'zao?' De ataovo hoe: 'Misy ra ilan' Tompo an'azy de averigna malaky aty izy. ''