1 line
526 B
Plaintext
1 line
526 B
Plaintext
\v 38 Fa Jesôsy namaly anjareo hoe: " Tsy fantatrareo ze angatahanareo, agnareo ma afaka misotro amin'ny kapoaka ze hisotroko na hiaritra ho hatao batias amze hagnanovana Ana?"\v 39 Ozy zareo taminy hoe: " Vitanay zany." Ary nitare taminnjreo Jesôsy hoe: "Ny kapôka ze sotroko de ho sotronareo ary amin'ny batisa ze agnanovana batisa Ana,no hagnanovana batisa an'nareo kô, \v 40 Fa ze hipetrahako akeo an-tagnana an-kavanako na akeo an-kaveko kosa de tsy miankina Amina zany, fa zany de hoan'jareo ze nagnomagnana anzany. |