plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/10/17.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 17 Ary rafa nanomboka ny deny Izy, de nisy leila nezakazaka nendohalika takeo agnatreany, ary nagnotany hoe: "Ry Mpampianatra tsara ô! Ino tsy maintsy ataoko mba handovako ny fiaignana mandrakizay?"\v 18 Jesôsy nagnotany hoe: " Manakôry ma no antsovinao hoe: Tsara Za?\v 19 Fantrao ny didy hoe: Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mijo vavolombelona mandainga, aza mamitaka, hajao ny raiano sy ny reninao."