plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/10/01.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 1 Niala takeo amin'zany tôrana zany Jesôsy ary nande taigny amin'ny faritan' i Jodia sy taigny amin'ny faritra amban'i reniranon'i Jordana;ary nankeo aminy ndre ny vahôka. Ary araka ny fataony , de nampianatra anjareo ndre Izy;\v 2 De nagnatogna anjareo ny fariseo mba hitsapa Anazy ka hagnontany hoe: " Ara-dalàna ho an'ny leila va ny misara-bady?" \v 3 Namaly Izy hoe: Ino ny baikon'i Mosesy aminareo?"\v 4 De ozy zareo hoe:" Mosesy de namela ny leila hisara-bady raikana hanoratra taratasy fanamarinana fisaraham-bady ary hamela ananjy avekeo.