plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/47.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 47 Ra ny masonao no matafitoina an'nao,alao hiala zany. Tsara aminao ny mdiditra ny fanjakan' Andriamanitra miaraka amin'ny maso tokana toy izay maso roy nefa arena aigny amin'ny helo, \v 48 aigny amin'ny toerana izay tsy mahafaty ny kankan'zareo ary amin'ny afo tsy mety vonoina.