plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/42.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 42 Fa na iza na iza matafitona ny raika amin'reo kely mino Anà reo de tsara ho anazy ny hagnantognana vato be fivelezam-bary mifatotra amin'ny hatony ary aroboka aigny agnaty ranomasina. \v 43 Ra ny tagnanao no mahatonga an'nao ho tafintona, tapao zany fa tsara aminao ny miditra kilemaina aigny amin'ny fiainana toy izay magnana tanan-droy ary hande amin'ny helo any amin'ny afo tsy maty vonòna. \v 44 [ Fanamarinana: Ny fandikana tsara indrindra de tsy manisy fehezan-teny amin'ny andininy faha 44 sy 46 hoe: ze tsy maty mihintsy ny kankanzareo ary ny afo tsy ho foaty mandrakizay.'']