plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/40.txt

1 line
217 B
Plaintext

\v 40 Na iza na iza tsy manoitra antsika de miaraka amintsika. \v 41 Na iza na iza magnome rano an'nao eran'ny tasy hosotroina satria an'i Kristy anao, de lazaiko aminao marina tokôtra fa tsy ho very ny valim-piteny.