plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/38.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 38 Ozy Jaona taminazy hoe:'' Mpampianatra ô! nahita ôla namôka demonia tamin'ny Agnaranao zahay ary noraranay izy satria tsy miaraka amintsika.'' \v 39 Fa Jesôsy nagnano hoe:'' Aza mandrara anazy fa tsisy ôla hagnano asa leibe amin'ny Agnarako nefa vetiketika akeo de hilaza ra ratsy momba Anà izy.