plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/36.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 36 Niaka zazakely raika Izy ary nataony teo am-povôn-jareo. Nibotrony teo an-tsandriny izy ary nitare tamizareo hoe: \v 37 ''Na iza na iza maka zaza ôtran'zao amin'ny Agnarako,de mandray Anà kô, ary ra misy mandray Anà de tsy mandray Anà rerika Izy, fa le nagniraka Anà kô.''