plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/33.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 33 Avekeo tonga tao Kapernaomy zareo. Rafa avy niditra tao an-dragno Izy de nagnontany anazy reo hoe: ''Ino ny rà nikoraginareo taigny an-dàlana?'' \v 34 Fa nangigna zareo satria efa niady hevitra taigny an-dàlana zareo ny amin'izay ho lehibe. \v 35 Nipetraka de nagnantso reo rombefolo là niaraka Izy ary nitare taminjareo hoe: '' Ra misy te ho vôlôny, de tsy maintsy farany amin'ny dahôly izy ary ho mpanompon'ny daôly.''