plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/30.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 30 Niala takeo zareo ary nandalo taigny Galilia. Tsy teny ho fantatr'iza na iza hoe: '' Taiza zareo''. \v 31 Fa nampianatra ireo mpianany Izy, hoy Izy taminjareo hoe:''. Ny Zanak'ôla de atolotra eo an-tagnan'ôla ka hovonon'jareo Izy. Ary rafa maty Izy de hitsangan amin'ny maty ndre afaka telo andro.'' \v 32 Fa tsy takatrizareo io fagnoharana io, ary natatra zareo hagnontany Anazy.