plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/23.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 23 Jesôsy niteny tamin'azy hoe: ''Raha mahay anao? \v 24 Ny raha rehetra de hain'ze mino.Ary niaraka tam'zay ny dadan'le zaza de niaika mafy nagnano hoe: ''Mino zà! Ampeo za amin'ny tsy-finôko.'' \v 25 Rafa hitan'i jesôsy reo vaôka niazakazaka nagnatogna an'Azy de nitineniny mafy le fanahy maloto ary nagnano hoe: '' Ry fanahy môgna sy maregnina, mandidy anao Zà, mivoà amin'azy ary aza mivergna akao amin'azy intsony.