plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/20.txt

1 line
528 B
Plaintext

\v 20 Ary nentina takeo amin'Azy le gaogna lahy ary raha vao natazagna an'i Jesôsy le fanahy ratsy de nampifaninjitra an'azy zany. Lavo tamin'ny tany le gaogna lahy ary feno rora ny vavany. \v 21 Jesôsy nagnontany ny dadany hoe: ''' Hatramin'ny ovena no nahatoy zao an'azy? De ozy le dadany: ''Efa hatramin'ny fazazany''. \v 22 Indraindray io fanahy ratsy io mandavo an'azy taigny agnaty afo na aigny agnaty rano ary nagnandrana ny hamotika an'azy''. Ra mahay magnano ny raha rehetra Anao de miantrà anay ary ampeo zahay .''