plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/17.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 17 Ary nisy raika tamireo vaôka namaly an'Azy hoe: "Mpampianatra ô, nentiko aketo aminao ny zanako lahy. Misy fanahy ratsy tsy mampiteny an'azy izy. \v 18 Misambotra an'azy io ka mandavo an'azy ary mandô vory izy manidy nify ary lasa nihinjitra izy. Nangataka tami'reo mpianatrao za mba amoka an'zany iala amin'azy, kanefa tsy vitan'izy reo zany. \v 19 Ary namaly an'izy reo Izy hoe: '' Ry taranaka tsy mino,mandra-pahoviana no hipetrako aketo aminareo? Mandra-pahoviana no handiferako aminareo? Ento mankaty Amiko izy.''