plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/14.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 14 Ary rafa niverigna teo amin'ny mpianatra zareo, de naita ôla betsaka nagnodidigna an'azy reo ary reo mpanora-dalãna niady hevitra tamin'Azy. \v 15 Raha vao nahita an'i Jesosy zareo de gaga ny vaôka rehetra ary raha igny niazakazaka nagnatogna an'Azy igny zareo de niarahaba an'Azy. \v 16 Nagnotany reo mpianany Izy hoe: "Momba ny ino no iadivanareo evitra amireo."