plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/11.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 11 Nagnontany an'Azy izy reo hoe: "Nagnino reo mpanora-dalána no nilaza fa tsy maintsy ho avy mialô Elia?'' \v 12 De ozy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga vôalôny Elia hagnarina ny zavatra rehetra. Ary nagnino no vosoratra fa ny Zanak'Ola de hijaly mafy amin'ny raha maro ary atao ôtran'ny ôla tsisy dikany. \v 13 Nefa lazaiko aminareo fa efa tonga Elia, ary nataon'ny ôla tamin'Azy ze sitraky ny fony, araka ze efa vôlazan'ny Soratra Masina momba an'Azy.''