plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/09.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 9 Ra nidigna avy taigny antanety zareo,de nafarany mafy mba tsy ilaza na amin'iza na iza ny raha anjareo, raha tsy efa mitsangana amin'ny maty ny Zanak'Ola. \v 10 Ary de notanan-jareo zany teny zany, nefa nifampagnotany reo ny amin'ny mety dikan'zany " Fitsanganana amin'ny maty" zany.