plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/07.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 7 Nisy rôndro tonga ka nanarogna an'Azy reo. Ary nisy feo nivoka avy tao agnaty rôndro hoe: " Ty ny Zanako Malalako, mihainoa an'Azy.'' \v 8 Tampoka teo, raha nizaha ny magnodidigna zareo, de tsy naita na iza na iza mitsy, afatsy Jesosy rerika fogna.