plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/04.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 4 Avy akeo Elia sy Mosesy niseo taminjareo, ary niresaka tamin'i Jesosy zareo. \v 5 Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe: "Raby o! tsara raha mipetraka aketo tsika, ka andao agnano lay telo, ny raika ho Anao, ny raika ho an'i Mosesy, ary ny raika ho an'i Elia." \v 6 (Fatsy tsy fatagny ze ra lazainy satria natatra mafy zareo.)