plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/01.txt

1 line
544 B
Plaintext

\c 9 \v 1 Ozy Izy taminjareo: ''lazaiko aminareo marina tokoatra, fa misy aminareo ze mitsangana aketo no tsy hagnandrana zany fahafatesana zany mialô ny hahitan' izy reo ny fanjakan'Andriamanitra ze ho avy amin'ny hery lehibe.'' \v 2 Ary enina andro taty afara, de nindesin'i Jesôsy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona taigny amin'ny tanety ambo ary zareo rerika no taigny, Avekeo niova tare teo agnatren'jareo Izy. \v 3 Ny fitafeny niova mangilangilatra no sady mazava ary fotsy, fotsy miôtra ny raha nofotsena aketo ambon'ny tany.