plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/08/11.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 11 De nivoaka reo fariseo ary nanomboka nifamaly taminy. Nikaraka famantarana avy aigny an-dagnitra taminy ry zareo, mbô hitsapana an'Azy.\v 12Nisento mafy teny amin'ny fanahiny Izy ary nitara hoe: "Nanakory no mikaraka famantarana ity taranaka ity? Nefa lazaiko marina aminareo, fa tsy misy famantarana amena an'ity taranaka ity zany."\v 13Avy takeo de nandaosa azy reo Izy, niakatra takao agnaty sambokely ndray. Ary niala lavitra taigny am-pita.