plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/07/31.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 31 Ary Jesosy nivôka ndre niala ny faritry Tyro, de namaky an'i Sodona hatrany amin'ny Ranomasin'Galilia ka niakatra ny faritry Dekapolisy.\v 32 Ary nidesin'jareo takeo Aminazy ny ôla iray maregnina sady talelaka, ary nitalao Taminy zareo mba hametrany ny tagnana aminy.