plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/07/24.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 24 Niala takeo Izy nande tany amin'ny faritry ny Tyro sy Sodona. Niditra takao an-tragno Izy ary tsy teny ho fantatr'iza na iza fa takao Izy, kanefa tsy afaka nisitrika.\v 25 Kanefa niaraka tamin'izay de nisy vevavy raika, izay nisy fagnahy maloto raika ny zanagny vavy kely, naeno ny aminy, tonga, ary niankotra takeo an-tongony . \v 26 Ary Grika le vevavy, Syro-foinika no niaviany. Niangavy Taminy izy mba hamôka ny demonia hiala amin'ny zanagny vavy.