plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/06/48.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 48 Ary tazagny fa sahirana mafy zareo nive ny sambokely, satria nanohi-drivotra mafy zareo. Tokony ho tamin'ny ora fiemenana fahefatry ny de nankeo anjareo Izy, nandende tambony ranomasina, ary te handalo taminjareo izy. \v 49 Fa rafa natazagna anazy nandende tambony ranomasina zareo, de neverinjareo hoe angatra Izy de niekeka zareo,\v 50 satria natazana Anazy zareo de raikitahatra. teniteo de niteny tanjareo Izy ka niteny anjareo hoe: "Matoky!Za ihany ty!aza matatra!"