plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/06/30.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 30 Niverigna taigny amin'i Jesosy 'reo apostoly ary nitantara tamin'azy ze daôly vitanjareo sy nampianarinjareo.\v 31 Ary ozy Izy taminjareo: "Ndao tsika ho aigny agn'efitra ka iala reraka kely." Fa betsaka ny ôla no nivezivezy,ary tsy nanam-potôna hinanan-kanina avy aza zareo. \v 32 De nande an-tsambokely zareo mba ho aigny amin'ny tany fôgna.