plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/06/23.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 23 Ary niozogna tamin'azy izy nagnano hoe: "Na ino na ino angatahanao aminà, de ameko an'anao, atramin'ny antsasaky ny fanjakako." \v 24 De nivôka izy ary niteny tamin-dreniny izy hoe: "Inona no tokony angatako amin'azy?" De ozy ny 'reniny hoe: "Ny lôn'i Jaona mpagnano Batisa" Teo no ho eo de niverigna taigny amin'ny mpanjaka izy, ka nangataka, nagnano hoe: "\v 25 Teko omenao anà, zao de zao, akeo ambony vilé ny lôn'i Jaona mpagnano batisa."