plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/06/21.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 21 Avy takeo nisy irika tamin'ny tsingerintaona nateran'i Heroda ka nagnano fanasana ho an'reo lebeny, sy 'reo mpifehiny ary 'reo mpitariky ny Galilia izy. \v 22 De niditra ny efitragno fanasana ny zanaka vavin'i Herodiasy ary nandihy ho an'azy 'reo, ary nafinaritra an'i Heroda sy 'reo vahiny nantsovina tamin'ny finanana izy. Ozy ny mpanjaka tamin-drazazavevavy hoe: "Angatao aminà ze ra tenao de ameko an'nao zany."