plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/06/18.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 18 Fa Jaona niteny an'i Heroda hoe: "Tsy araka ny lalàna ny hanambadenao ny vadin'ny ralànao." \v 19 Fa sosy tamin'azy Herôdiasy ka nikaraka ze hamonôny an'azy nefa tsy afaka, \v 20 noho ny fahatahôran'i Heroda an'i Jaona; fantany fa ôla-marina sy feno famasinana izy,ary niaro an'azy izy. Nanahiran-tsaigna an'azy ny fandrignesana an'azy, kanefa mbôla nitandregny an'azy tami-pifalena izy.