|
\v 16 Fa rafa naregny zany Heroda de ozy izy hoe : "Jaona, le notapako lô, no nitsangana tamin'ny maty." \v 17 Fa Heroda no nampisambotra an'i Jaona ka nandefa an'azy taigny an-dragnomaizigna noho ny raharaha Herôdiasy (vadin'i Filipo ralàny), satria nalainy vady le vevavy. |