plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/06/14.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 14 'Regnin'i Heroda mpanjaka zany, satria lasa nanjary nalaza be ny agnaran'i Jesosy. Ny sasagny nagnano hoe: "Nitsangana tamin'ny maty i Jaona mpagnano batisa ary nony zany, de miasa akao agnatiny 'reo hery mahagaga 'reo." \v 15 Fa 'reo sasagny kosa nilaza hoe: "Elia Izy" Ny sasany mbôla niteny hoe : "Mpamignany Izy, ôtran'ny raika am'reo mpamignany tamin'ny andro talô."