plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/06/01.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 1 Niala an'io tôrana io Izy ka namonjy ny tanindrazagny, ary nagnaraka ananjy ny mpianany. \v 2 Ary rafa tonga ny andro sabata, de nampianatra takao amin'ny Synagôga Izy. Betsaka ny ôla naregny Anazy de nidagnaka zareo. Ozy zareo hoe: "Avy akaiza no nazaôny 'reo fampianarana 'reo? Ino zao fahendrena ze namena an'Azy 'zao? Ino reo fahagagana ze nataony tamin'ny tagnany 'reo? \v 3 Tsy le mpandrafitra ma io?, le zanak'i Maria ary rahalahin'i Jakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona? Tsy miaraka amintsika aketo ma 'reo anabaviny? Toina tamin'i Jesosy zareo.