plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/05/41.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 41 Noraisiny ny tagnan'le zaza ary niteny tamin'azy hoe: "Talita, Komy!" izay ra adika de hoe: "ragaombavy, miteny aminao za, mitsangàna!" \v 42 Ary avy hatraigny de nitsangana ragaombavy ary nande (satria roa ambefola taona izy) . Talanjogna avy hatraigny izy ereo. \v 43 Noraràny mafy izy reo mba tsisy na iza na iza afantatra ny momba an'zao. Avekeo de nasainy namena ahanina ra gonbavy.