plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/05/33.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 33 Le vevavy, nafantatra ze nitranga tamin'anjy, de natatra sy nangitakitaka. Nande izy ary nentoraka takeo agnolônan'i Jesosy ka nilaza tamin'Azy ny marina daôly. \v 34 De ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Anaka, ny finônao no nahasitragna an'nao. Madiana amin'ny fiadanana ary sitragna amin'ny aretinao."