plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/05/21.txt

1 line
577 B
Plaintext

\v 21 Ary refa nande takaigny ampita ndre Jesosy, tamin'ny sambo kely, de 'ndreo nisy vahôka betsaka be niangona nagnodidigna an'Azy, ra takeo amorogna ranomasina igny Izy. \v 22 Avy takeo tonga ny raika mpitarika ny Synagoga, atao hoe Jairo, ka ra vô naita an'Azy, de nentoraka takeo an-tongony.\v 23 Nitalao hatraigny hatraigny izy, nagnano hoe: "Marary mafy efa ho foaty ny zanako vevavy. Mitalao aminao za, ave ary apitrao amin'azy ny tagnanao de ho velona izy." \v 24 De lasana niaraka tamin'azy Izy, ary vahôka betsaka be no nagnaraka sy naniry nagnodidigna anazy.