plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/05/18.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 18 Rafa hiakatra takao amin'le sambokely Izy, de nengavy tamin'Azy le leila nitôran'le demonia mba hiaraka amin'Azy. \v 19 Saigy tsy namela tsy namela an'azy anefa Jesosy, fa nagnano tamin'azy hoe: "Mandiana mody akaigny amin'ny tragnonao sy ny fenakavenao ary tantarao amin'jareo ze nataon'ny Tompo taminao, sy namindrany fo taminao". \v 20 De lasana nody izy ary nanomboka nagnambara ze ra gedabe ze nataon'i Jesosy tamin'anjy takaigny Dekapolisy, ary gaga ny daôly.