plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/38.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 38 Ary Jesôsy rerika takao ambodin'ny sambokely,tambonin'ny ondana,nofohazinjareo Izy nagnano hoe: Mpampiantra ô! tsy mampagnino Anao ma ra maty aketo atsika?. \v 39 Ary nifô Izy de niteny mafy tamin'ny rivotra,sady niteny mafy tamin'ny ranomasina hoe: mijanòna, mitonia, ary nitsahatra ny rivotra,ka nisy fitonina be.