plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/35.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 35 Tam'zany andro zany, rafa tonga ny hariva, de ozy Izy taminjareo hoe: Ande atsika ho arý ampita. \v 36 Ka niala takeo amin'ireo vahôka zareo nitondra an'i Jesôsy niaraka tam'zareo, raha igny Izy takao agnaty sambo igny, Nisy sambo kely hafa nande niaraka tamin'Azy. \v 37 Avy takeo de nisy tafio-drivotra be ka ny onjan-drano nanafotra ny sambokely, ka saika feno rano ny sambo.