plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/33.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 33 Ary fagnoarana betsaka ôtran'zany no nagnambarany ny teny taminjareo araka ze fazaôny an'azy. \v 34 Ary tsy nitare taminjareo, afa-tsy tamin'ny fagnoarana Izy. Saingy,rafa raiky Izy de nazavainy tam'reo mpianatra manokana ny raha dahôly.