plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/26.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 26 De ozy kô hoe: Ny fanjakan'Andriamanitra de sahalan'ny ôla raiky mamafy ny voa amin'ny tany. \v 27 Matory izy amin'ny alina, ary mifô amin'ny maraina, ary ny voa de mitsiry ka naniry, fa tsy fantany hoe: Ahôna? \v 28 Ny tany de mamô amin'ny tegnany ihany, voalohany ny rantsany avekeo ny sampany, avekeo ny voany matoy avy amin'ny tangony. \v 29 Ary rafa matoy ny voa de avy hatrany de handefa fijijana fa efa tonga ny fotom-pijijana.''