plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/24.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 24 Ozy taminjareo hoe: Mitandrema amin'ny teny ze regninareo, fa arakaraka ny ohatra agnoaranareo ihany no hagnoharana an'nareo, ary ampena aminareo izany. \v 25 Satria na iza na iza managna de, de amena betsaka izy, ary na iza na iza tsy managna, na ze anagnany aza de alaina amin'azy.''